Teny iditra (1/2) | 1 gogogogo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitomaniana arahina toloko na feo mafy; dradradradra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] weeping loudly, crying out, screaming, as with pain, lamentation. Compare gagagaga rolling impetuously, as a rapid stream 5 [1.7] lamentations |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] lamentations 7 [1.3#198] pleurs le bruit, la violence, le bouillonnement de l’eau qui coule |
Ohatra |
8 [2.895] Tomany izao, gogogogo izao, na ny an'i Fandravaka na ny an'ny ray aman-dreniny. |
Fototeny | 9 gogo |
Sampanteny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 16 Gogogogo |
Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
18 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 19 gogogogo |
Fivaditsoratra | 20 Gogogogo, gogogogo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13 |
![]() |