Teny iditra (1/2) | 1 gagàka (gaka) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Jereo gaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 the act of drinking rum from a bottle. [1.2] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 7 gagàka (gaka) |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Voambolana |
9 Feo 10 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Fanazavàna teny anglisy | 11 the quacking of a duck. [1.2] |
Ohatra |
12 gagaka no iantsoako ny gisa ompiako. [2.442#] |
Tovy hevitra | 13 gaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |