Teny iditra gain > gaina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ malazo molotra ~ mangaihay ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangetoka ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ mitokaiky ~ ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Désappointé, décontenancé [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra gain > gaina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra gaingaina [fampiasa kokoa noho gain]

Fivaditsoratra 

gain   
antombony
gain, profit, bénéfice [1.19]
goaitombo
gain [1.13]
tombo
avantage, gain [1.13]
vola azo
recettes, gain, revenu [1.13]