|
|
|
|

Teny iditra1  ganagana entina amin' ny tendany
Singan-teny  2  ganagana, entina, tenda
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01