Teny iditra ganagana entina amin' ny tendany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy [1.1]
Singan-teny ganagana ; entina ; tenda

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01