|
|
|
|

Teny iditra 1  ganina
Fototeny  2 gana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Arindrina na kapohina mafy: Aza ganina toy izany ny varavarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be knocked so as to sound loudly, as the shutting of a door. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu'on ferme ou qu'on frappe avec bruit, (tissu) qu'on bat fortement [1.3]

Fivaditsoratra  11 angina, ganina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19