| Teny iditra (1/2) | 1 gaona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Dona, paika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 choc
[1.3] |
| Mpanahaka | 12 gona, 13 katroka, 14 poka |
| Teny iditra (2/2) | 15 gaona |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Sihanaka] zatovo
[1.78] 19 Ankizilahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 a person who lives only in the woods
[1.2] 21 [Provincial] a boy or a lad [1.2] |
| Ohatra |
22 Betsaka izahay gao-madinika no tonga nijery teo.
[2.472#7]
23 Nianjera ilay gaona nitaingina ary torana teo. [2.472#72] |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe gaona |
| Fivaditsoratra | 25 agano, 26 agona, 27 angao, 28 angoa, 29 aonga, gaona, 30 goana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|