| Teny iditra (1/3) | 1 katroka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 le même, exactement
[1.8] |
| Ohatra |
7 Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao.
[2.643#]
8 Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana. [2.114#] |
| Teny nalaina | 9 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 10 katroka |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 [Bezanozano] dona, fidonana, ady
22 Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [1.78] |
| Fikambanana | 23 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe katroka |
| Teny iditra (3/3) | 24 katroka |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 [Tankarana] démonter un fusil.
[1.19] |
| Fivaditsoratra | katroka, 27 kotraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|