|
|
|
|

Teny iditra 1  gasigasy
Fototeny  2 gasy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  5 manana fombafomba gasy, toetoetra gasy [1.1]
6 manana fombafomba aman-toetoetra gasy: Miezaka ny ho gasigasy ireo vahiny sarimonina eo amintsika [1.62#472]
Ohatra  7  Manana sasin-kira gasigasy izany hira vahiny izany [1.1]

Fivaditsoratra  gasigasy, 8 gisagisa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26