|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  gegy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Romotra: Alika gegy
10 Misafoaky ny hatezerana: Olona gegy na gegin' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 imprudent, indiscreet, obstinate, foolish, mad. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 [Tankarana] enragé [1.3, 1.19]
13 Imbécile, insolent, fou de colère [1.3]
14 [Tankarana] imprudent, indiscret [1.19]
Ohatra  15  Longonareo io laha tsy olobe ka nataoko olo gegy! [2.606#125]
Tsipelina hafa  16 gaigy
Tovy hevitra  17 gegigegy
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe gegy

Teny iditra (2/2) 19  gegy
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny anglisy  21 [Provincial] the shallow water when the tide has receded. See kara [1.2]
Voambolana  22  Fifamoivoizan-tsambo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22