|
|
|
|

Teny iditra 1  gejaina
Fototeny  2 geja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fatorana mafy: Gejao ity kofehy
9 Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany
10 Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy
11 Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be grasped, to be squeezed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on serre qu'on étreint [1.8]
Tsipelina hafa  14 gejana

Fivaditsoratra  gejaina, 15 igejana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22