Teny iditra gejana (geja)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Fatorana mafy: Gejao ity kofehy
Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany
Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy
Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as gehezina [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : gejana, gejako, gejanao, gejany, gejantsika, gejanay, gejanareo, gejan', gejan-, gejam-, geja-
Ny lasa : nogejana, nogejako, nogejanao, nogejany, nogejantsika, nogejanay, nogejanareo, nogejan', nogejan-, nogejam-, nogeja-
Ny hoavy : hogejana, hogejako, hogejanao, hogejany, hogejantsika, hogejanay, hogejanareo, hogejan', hogejan-, hogejam-, hogeja-
Filaza mandidy : gejao
Tovy hevitra gehezina
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20