|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  giga
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4  Antitra dia antitra, goga (zavatra mafy tsy laitra vaitina) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  hard, adamantine, tough, old [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  dur, impénétrable. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  7  gigaina

Teny iditra (2/3)8  giga
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10  a continued sobbing. Comp. gagagaga, gogogogo. [1.2]

Teny iditra (3/3)11  giga
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  14  (probablement de l'adjectif giga : vieux, dur, raccorni) Nom donné à la courge-calebasse, Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae) lorsque ses fruits, devenus adultes, ne peuvent plus être mangés comme légumes. On s'en sert alors pour faire des récipients à puiser l'eau, des instruments de musique, etc. [Betsileo] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31