|
|
|
|

Teny iditra 1  ginaika
Fototeny  2 gaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 gehina, voafehy mafy: Noginaiky mafy tamin' ny etra ny valahany
8 alaina an-keriny: Noginaiky ny mpanjana-tany ny tanin' ny teratany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 serré, lié fortement, retenu, contraint, violenté: Noginaiky ny lehibe ny tanim-bariko (Le chef m’a pris, retenu ma rizière) [1.3#193]
Tovy hevitra  10 voagaika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22