|
|
|
|

Teny iditra1  gaika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Famihinana na fanerena mafy, fangiazana amin' ny kofehy tsy misy hikofohana [1.1]
4  Fangiazana antrano tsy hivoaka, fanerena' blasa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Compare fehy, fatotra, gehy, hazona, fikitra. [1.2]
6  In some provinces gaika and its derivatives are used for the hova antso and its derivatives. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Action de serrer, de lier, de contraindre [1.3]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  13  geka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  gaika, giaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31