Teny iditra | 1 gineja |
Fototeny | 2 geja |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 voageja, gejaina, tazonina mafy: Noginejany ny tanako 5 tanana: Raha tsy nogineja tao am-pahitra ny omby mety ho nilatsahan' ny varatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 passive with infix. Same as giNEhy [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 serré, étreint, retenu, contraint [1.3#196] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 voageja |
Fivaditsoratra | 12 gineja, jigeña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |