|
|
|
|

Teny iditra 1  godragodra
Fototeny  2 godra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Osa, marary vanin-taolana; malemy eo am-pitoerana tsy afa-mihetsika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 feebleness about the joints [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 faible dans les articulations, dans les jointures [1.3#198]
Voambolana  14  Fahasalamana
Tovy hevitra  15 godra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22