|
|
|
|

Teny iditra 1  migodragodra
Fototeny  2 godragodra
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany
8 Tsy mikambana na mikambana tsara fa misy toa feo re nony mihetsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 being feeble about the joints. [1.2]
Voambolana  10  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20