|
|
|
|

Teny iditra1  godro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  maladie violente avec fièvre. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5  Fahasalamana
Tovy hevitra  6  gaotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/12