Teny iditra | 1 ha~ana |
Sokajin-teny | 2 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tovona atao eo alohan' ny teny milaza isa sasantsasany (telo, efatra, dimy, enina, fito, valo, sivy, folo), mitovana ana, mba hanaovana anarana milaza faharetain-potoana: Hateloana, hasiviana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a prefix and affix joined to adjectives, where the accent of the root (being of more than one syllable) advances one step, and sometimes a characteristic consonant is added, as hafohezana, shortness (fohy); hateloana (telo), three days. 5 [1.7] prefix used to form nouns indicating so many days, as: telo, three; hatelòana, three days' time; |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] préfixe, sert à former des noms indiquant un certain nombre de jours (3 à 10); ex. : hateloana, trois jours; |
Mpanahaka | 7 hateloana, hefarana, hadimiana, henemana, hafitoana, havaloana, hasiviana, hafoloana |
Fivaditsoratra | 8 ahana, aha~na, anaha, ha~ana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |