|
|
|
|

Teny iditra1  hafitoana (fito)
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin' ny tapa-bolana [1.1]
5  Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiverina izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Seven days. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Sept jours [1.3]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fiatohana, fitahoana, hafitoana, tafahaino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20