Teny iditra | 1 habe (be) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Toetran' ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben' ny volana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 grandeur [1.13] 5 ampleur, grandeur, volume [Vezo] [1.68] |
Ohatra |
6 Ty habeñe la ie riake io (Sa superficie est comme celle de la mer) [1.68] 7 Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny habe io |
Fivaditsoratra | 11 beha, habe, heba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |