|
|
|
|

Teny iditra 1  hadaladalana
Fototeny  2 adaladala
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Hatramin' ny nisamborana an' i Dadafara moa, tsy nisy nampiseho hadaladalana mihitsy izahay tao amin' ny sekoly, na lehibe na kely. [2.472#225]
7  Mbola ampahafirin' ny ho hitanareo izao miseho izao raha mitohy izany ny hadaladalanareo. [2.472#224]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19