|
|
|
|

Teny iditra 1  hadinoina
Fototeny  2 hadino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be forgotten, to be neglected. [1.2]
10 to be forgotten [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Ce qu’on oublie [1.3#202]
12 qu'on oublie [1.8]
Ohatra  13  Tsy azo hadinoina ihany koa izany. [1.369#]
14  Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#]
15  Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hadinoina, 17 ihodinana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21