|
|
|
|

Teny iditra 1  hadino
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  21 tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao
22 tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 forgotten [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  24 oublié [1.3#202, 1.8]
25 dont on ne se souvient pas [1.3#202]
26 pardonné [1.3#202]
Ohatra  27  Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray [2.69#74]
28  Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay [2.649#85]
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  30 daniho, 31 dinaho, 32 donahy, hadino, 33 hodina

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17