Teny iditra | 1 hafanana |
Fototeny | 2 fana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Firehidrehitra, fangotrakotraka: Ny hafanan' ny afo no mahamasaka ny nahandro 5 Fanevokevoka, figaingaina: Mila tsy ho tanty ny hafanàn' ny andro amin' ny aty fahavaratra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 Heat, sultriness. [1.2] 7 warmth, heat [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 chaleur [1.8] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny hafanana io |
Fivaditsoratra | 12 fahanana, fanahana, fanahàna, hafanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |