|
|
|
|

Teny iditra 1  hafarana
Fototeny  2 hafatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Omena raharaha, ampiandraiketina asa, anankinana zavatra: Nohafaran' i Neny aho mba hijerijery tsara ny trano
9 Asaina tonga: Hafaro izy fa marary reniny
10 Vidina any lavitra ka asaina alefa: Satroka sy lamba no hohafarako any Antananarivo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be bequeathed, to be devised, to be specified; to be sent for, to be ordered. [1.2]
12 to be given orders; to be ordered; to be sent for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 à qui on donne une commission; qu'on commande [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hafarana, 15 harafana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21