|
|
|
|

Teny iditra1  hafenoana
Fototeny  2  feno
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia enti-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka
5  Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko [1.1]
Tovy hevitra  6  hafeno, fahafenoana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  fahenoana, fanehoana, hafenoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11