|
|
|
|

Teny iditra1  hafinaretana
Fototeny  2  finaritra
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  5  Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
6  Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana [1.1]
Tovy hevitra  7  fahafinaretana

Fivaditsoratra  8  hafinaretana, ifanatrehana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20