|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  finaritra
Fototeny  2 faritra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 [Bezanozano] tsara, salama tsy marofy [1.78]
13 Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo
14 Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia
15 Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha
16 Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted.
18 used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [1.2]
19 well, happy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 [Tankarana] salut betsimisaraka, la réponse est la même. [1.19]
21 bien portant; heureux [1.8, 1.5]
22 joyeux [1.5]
Ohatra  23  Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana. [1.38#150]
24  Nahoana hianao raha mandry mahalefitra
no finaritra asian'olon-tsarotra?
[2.131]
25  finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470#16]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe finaritra
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 28  finaritra
Fototeny  29 faritra
Sokajin-teny  30  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
31  Ny ankehitriny :
32  Ny lasa :
33  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  34 circonscrit, limité [1.3#155]
Tovy hevitra  35 voafaritra

Fivaditsoratra  36 faniritra, finaritra, 37 firanitra, 38 fitrirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22