Teny iditra (1/2) | 1 hafotrahirika > hirigirika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Marika na tomboka kely atao amin' ny vy maranitra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a small mark or point [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 point, petite marque [1.8] |
Ohatra |
6 Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529#] |
Voambolana |
7 Haiteny |
Tsipelina hafa | 8 girigirika |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Mari-tsoratra |
Teny iditra (2/2) | 10 hafotrahirika > hirigirika |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 (de girikirika : difficultés pour uriner chez les jeunes enfants). Dombeya biumbellata var. villosistyla Arènes (Malvaceae). L'infusion des fleurs est administrée aux jeunes enfants qui ont des difficultés pour uriner. Encore appelé hafotrahirigirika ou hafotrahirika par corruption du premier de ces noms. [Tanala]
[1.196] 13 [Bezanozano] |
Voambolana |
14 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Tsipelina hafa | 15 hafotrahirigirika, hafotrahirika |
Anarana ara-tsiansa |
|