|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hirigirika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Marika na tomboka kely atao amin' ny vy maranitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a small mark or point. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5point, petite marque. [1.8]
Ohatra  6 Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529#]
Voambolana  7 Haiteny
Tsipelina hafa  8girigirika
Tsanganana sy sary iray takila  9 Mari-tsoratra

Teny iditra (2/2)10 hirigirika
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12(de girikirika : difficultés pour uriner chez les jeunes enfants). Dombeya biumbellata var. villosistyla Arènes (Malvaceae). L'infusion des fleurs est administrée aux jeunes enfants qui ont des difficultés pour uriner. Encore appelé hafotrahirigirika ou hafotrahirika par corruption du premier de ces noms.. [Tanala, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  13 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  14hafotrahirigirika, hafotrahirika
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13