|
|
|
|

Teny iditra 1  hahana
Fototeny  2 haha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vahana: Hahao ity kofehy ity
9 Alana amin' ny fatorana: Hahao ny ombikely fa mampalahelo
10 Saratsarahina, ravana: Nohahan' ilay mpamboatra azy ny famantaranandroko
11 Afahana, votsorana: Matetika amin' ny fetim-pirenena misy gadralava hahan' ny filohan' ny Nosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be untied, unloosed, or unknotted. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on délie, qu'on dénoue, qu'on détache, qu'on dévisse; qu'on démonte, qu'on met en liberté: Taloha nohahana ny gadralava rehetra nony nisy mpanjaka vaovao (Autrefois on mettait en liberté tous les prisonniers à l'avènement d'un nouveau souverain) [1.3]
Ohatra  14  Ary raha Miral, na Borozany, no manan-kadisoana, ka tsy toko hahafaty aina, dia ataony gadralava, misy aza ny sasany, dia gadralava tsy avelany ho hahana mandra-pahafatiny. [2.59#]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19