Teny iditra (1/2) | 1 hahazana (hahy) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 to be dried by exposure to the sun [Provincial]
[1.2] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny hahazana io |
Teny iditra (2/2) | 10 hahazana (hahy) |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Ny zavatra ahahy, ny zavatra tiana ho maina ka apetraka eo amin' ny hainandro: Vato tsindry hahazana (ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 the things exposed to the sun or air. [1.2] 14 things put out in the sun to dry [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 le séchoir [1.3#205] 16 ce qu'on met à sécher au soleil [1.8] |
Ohatra |
17 Raha tonga' tany Tsiazompaniry anefa dia sendra ny ora-tampoka nandena ny hahazana, nanaovan' olona am-bilana sy be noho vitsy, namelarana tadivavarana ary nanaovana fandri-totofana sy longoa mitoto-bozaka ka latsaka tao am-bavan' ny mamba; [2.587#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |