Teny iditra | hahia (hia) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | hahiazana ~ fahahiazana | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hahia io | |||
Fivaditsoratra | ahahy, hahay, hahia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |