Teny iditra | hia | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fahazoa-nofo, fahamaimainana, tsy fisiana tavy, toa taolana fotsiny: Ny tavy no mifanohitra amin' ny hia [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Leanness [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Maigreur [1.3, 1.8] | ||||||||||||
Ténuité [1.3] | |||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Tohi-kevitra | tavy | ||||||||||||
Teny iditra | hia | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Pluie qui ne cesse de tomber. [1.19] | ||||||||||||
Voambolana | Haitoetrandro | ||||||||||||
Teny iditra | hia | ||||||||||||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny entina manakora ny hafa, sakoa izay: Hia! Manao ahoana izany voa! [1.1] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |