Teny iditra hainoy (haino)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hainoina [fitanisana]
Ohatra hainoy ny fiteniny, fa heveriny ho fara-fahoriana izany tsy mba mana-namana hiara-mizaka [2.297]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03