|
|
|
|

Teny iditra 1  hainoina
Fototeny  2 haino
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be listened to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Qu’on écoute [1.3#206, 1.8]
10 Qu'on exauce [1.8]
Ohatra  11  misy izy tsy inoana, dia tsy hainoina akory izany vava ny mpirafy izany [2.48#344]
Tsipelina hafa  12 henoina

Fivaditsoratra  13 anihoany, 14 any ho any, hainoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22