| Teny iditra | 1 hajaina |
| Fototeny | 2 haja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Omena haja; heverina ho zavatra: Hajain' ny mpianany io mpampianatra
9 Karakaraina: Hajao ny fitafianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be respected, to be revered.
[1.2] 11 to be respected, to be honored [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on respecte, qu'on honore
[1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hajaina |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|