Teny iditra | haja sy voninahitra | |
Singan-teny | haja ; voninahitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahamendrehana ananana; entina manondro koa ireo olona manotrona amin' ny fivoriana iray, na an-karatsiana izany na an-kafaliana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17 |
![]() |