|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  haka
Fototeny  2  aka
Sokajin-teny  3  endritenin' ny hoe maka
Ohatra  4  Aoka aho haka rivotra kely. [2.528]

Teny iditra (2/7)5  haka
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Fotsy botsiaka, maina
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3#207] clair, sec
Sampanteny 
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (3/7)12  haka
Sokajin-teny  13  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Sakaiza: Tonga ilay haka
Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny
Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny haka io

Teny iditra (4/7)17  haka
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.2] [Provincial] low, as applied to the sea
Voambolana  20  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (5/7)21  haka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.78] [Taisaka, Betsileo] kankana
Voambolana  24  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (6/7)25  haka
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  [1.78] [Sihanaka] rahoka

Teny iditra (7/7)28  haka
Sokajin-teny  29  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30  [1.78] [Betsileo] odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana)

Fivaditsoratra  31 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21