|
|
|
|

Teny iditra 1  halamanjana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  4 Toerana malalaka, tsy misy miafinafina; tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fomba fiteny hoe Eny an-kalamanfana: eny amin' ny toerana malalaka, tsy misy hazo manalokaloka na manafinafina; eny an-karihary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 an open place, a wide space, a conspicuous position. Generally used with the preposition an-, as an-kalamanjana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 place, lieu vide, libre, sans obstacle [1.3#208]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19