Teny iditra ankalamanjana (halamanjana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy [ an-kalamanjana ] Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In the open air, outdoors [1.7]
Fanazavàna teny frantsay En plein air [1.8]
Ohatra 
1Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [2.270]
2indraindray ihany koa manaraka andro etsy sy eroa, eny amoron-kady sy ankalamanjana eny. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19