|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  halanana
Fototeny  2 halana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asaina, entina na apetraka eo ambony halana, asiana halana: Tsy nohalanany ilay vato nololohaviny ka narary ny lohany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be made to have a cushion under a burden. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  halanana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 jereo alanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 [Provincial] sand. See fasika. [1.2]

Fivaditsoratra  halanana, 14 lanahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19