|
|
|
|

Teny iditra 1  halavirina
Fototeny  2 lavitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina: Halavirina kely no fijery ny sary hoso-doko
9 Andosirana: Halaviro ny naman-dratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be avoided; to be left in the distance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on évite; dont on s'éloigne [1.8]
Ohatra  12  halavirina ny toeram-panariam-pako sy be vovoka. [2.117#49]
Tovy hevitra  13 halavitina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22