|
|
|
|

Teny iditra1  halavitina
Fototeny  2  halatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina: Halavitina kely no fijery ny sary hoso-doko
Andosirana: Halavito ny namon-dratsy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] see lavitra.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  halavirina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10