|
|
|
|

Teny iditra1  halavitina
Fototeny  2  halatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Asiana elanelany mampisaraka ny tena aminy, tsy akekezina: Halavitina kely no fijery ny sary hoso-doko
5  Andosirana: Halavito ny namon-dratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  see lavitra. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  halavirina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31