|
|
|
|

Teny iditra 1  halehibiazina
Fototeny  2 lehibe
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga lehibe: Halehibiazo ity efitra ity amin' ny taona ambony
9 Ampitomboina ny sary ahitana azy: Halehibiazin' ny mikraoskaopy ny tongo-dalitra ka hita mazava tsara [1.1#406]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made larger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 (pour halehibeazina) qu'on agrandit, qu'on grossit: Tokony hohalebiazinao ny tranonao (Il vous faut agrandir votre maison) ~ Halebiazin' ny mikroskopa ny tongo-dalitra ka azo jerena tsara (Le microscope grossit la patte d'une mouche et l'on peut bien la voir) [1.3#397]
12 qu'on agrandit [1.8]
Ohatra  13  dia ho entina hanaovana trano fiangonana, ho halehibiazina sy hatsaraina, fa tsy mendrika ny toetrany. [2.59#332]
Tsipelina hafa  14 halehibeazina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22