|
|
|
|

Teny iditra1  hamaivanana
Fototeny  2  maivana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy fahavesarana, hakelezan-danja: Tsy ny hamaivanany akory no tsy itiavako ity fonaka ity fa ny haratsiany mihitsy [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25