| Teny iditra (1/2) | 1 maivana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 light in weight
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 léger
[1.3, 1.8] 20 sans poids 21 figuré: sans portée, vite, léger [1.3] |
| Ohatra |
22 Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana:
[2.4#69]
23 ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [2.48#98] |
| Tohi-kevitra | 24 mavesatra |
| Fikambanana | 25 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe maivana |
| Teny iditra (2/2) | 26 maivaña |
| Sokajin-teny | 27 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 [Sihanaka] sitrana
[1.78] |
| Fivaditsoratra | maivana, maivaña, 29 mañavay, 30 manavia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|